Sefafi: « Hanahaka ny teo aloha ihany ve ny fifidianana manaraka ?”

0

Naneho ny ahiahiny ho misy firaisana tsikombakomba eo amin’ny filohan’ny HCC sy ny filohan’ny Repoblika manoloana ny fifidianana ho avy ny Sefafi tao anatin’ny fanambarana izay navokany mitondra ny lohanteny “Hanahaka ny teo aloha ihany ve ny fifidianana manaraka?”. Ireo fifidianana ho avy izay antoka fototry ny hoavin’ny Firenena.