Accueil Politique SEHA-PIHARIANA LAVANILA : fanambakàna ny fifanarahana napetraky ny ministeran’ny varotra hoy Serge Zafimahova

SEHA-PIHARIANA LAVANILA : fanambakàna ny fifanarahana napetraky ny ministeran’ny varotra hoy Serge Zafimahova

0
SEHA-PIHARIANA LAVANILA : fanambakàna ny fifanarahana napetraky ny ministeran’ny varotra hoy Serge Zafimahova

Hisedra olana avokoa ireo mpamokatra sy mpandraharaha madinika amin’ny seha-pihariana lavanila fa indrindra ny fanjakana Malagasy manoloana ny fanapahan-kevitra sy fifanarahana napetraky ny ministeran’ny varotra sy ny fanjifana momba ny tsenan’ny valanila hoy ny mpahay toe-karena. Tombotsoan’olom-bitsy no tena arovana ao anatin’ilay fifanarahana raha ny fanazavana hatrany.