Accueil Economie Seham-pamokarana voankazo « melon » : tsy maharaka ny tolotra ny tinady

Seham-pamokarana voankazo « melon » : tsy maharaka ny tolotra ny tinady

0
Seham-pamokarana voankazo « melon » : tsy maharaka ny tolotra ny tinady

Tsy maharaka ny tolotra ny tinady eo amin’ny seham-pamokarana voankazo melon eto Madagasikara, miditra faty antoka vokatr’izany ireo mpamboly. Miantso ny fanampian’ny fanjakana amin’ny fitadiavana lalam-barotra any ivelany ireo mpisehatra amin’izany amin’izao fotoana izao.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici