Accueil Société Sendikan’ny mpitsara : tandindonin-doza ny fahefam-pitsarana eto Madagasikara

Sendikan’ny mpitsara : tandindonin-doza ny fahefam-pitsarana eto Madagasikara

0
Sendikan’ny mpitsara : tandindonin-doza ny fahefam-pitsarana eto Madagasikara

Nampiakam-peo ny sendikan’ny mpitsara eto Madagasikara androany, ambaran’izy ireo fa mitsabaka amin’ny raharaham-pitsarana ny fahefana mpanatanteraka ary tsy mampihatra ny didim-pitsarana. Vokatr’io tandindonin-doza ny fahefam-pitsarana raha ny nambaran’ny filohan’ny SMM androany.