Accueil Société Sendikan’ny toeram-pianarana familiana fiarakodia : mitaky ny hamerenana ilay taratasy fahazoan-dalana hamily fiara mavokely

Sendikan’ny toeram-pianarana familiana fiarakodia : mitaky ny hamerenana ilay taratasy fahazoan-dalana hamily fiara mavokely

0
Sendikan’ny toeram-pianarana familiana fiarakodia : mitaky ny hamerenana ilay taratasy fahazoan-dalana hamily fiara mavokely

Misedra olana ankehitriny ireo toerana fampianarana familiana fiarakodia nohon’ny tsy fisian’ny fahazoan-dalana hamily fiarakodia biometrika na ny permis de conduire biometrique. Tsy misy ny famoahana ny taratasy fahazoan-dalana mamily fiarakodia hatreto. Tokony ho hisy ny vahaolana vonjy maika hoy ireo mpianatra.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici