Accueil Economie Seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato : nanao hetsika andrana

Seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato : nanao hetsika andrana

0
Seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato : nanao hetsika andrana

Ao anatin’ny fiomanana amin’ny fisokafan’ny serananam-piaramanidina iraisam-pirenena vaovaon’Antananarivo ny mpisehatra rehetra miasa eny an-toerana ankehitriny. Nisy araka izany ny hetsika andrana vaovao, izay notarihin’ny ekipa ORAT tao amin’ny Ravinala Airports ny zoma 31/01/2020, izay notronin’ireo manam-pahefana eto an-toerana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici