Accueil Société Seranam-piaramanidina Ivato : Kolonely iray nanapatra fahefana tamin’ny mpiasan’ny fadintseranana.

Seranam-piaramanidina Ivato : Kolonely iray nanapatra fahefana tamin’ny mpiasan’ny fadintseranana.

0
Seranam-piaramanidina Ivato : Kolonely iray nanapatra fahefana tamin’ny mpiasan’ny fadintseranana.

Namoaka fanambarana ny Sendikan’ny mpiasan’ny Douanes omaly.  Antony, Kolonely iray nilaza ho olona akaiky ny mpanolotsaina manokan’ny filoham-pirenena no nandrahona sy nanivaiva ny mpiasan’ny fadintseranana. Avy hatrany dia nentiny ihany koa ireo vehivavy 2 tratra nitondra volamena ho any Nairobi, ny alahadin’ny Pantekoty, faha 04 ny volana Jona lasa teo. Tsy ekena ny tranga tahaka izany hoy ny mpiasan’ny fadintseranana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici