SMM sy Ramatoa Minisitra : Mitovy ny tadin-dokanga?

0

Nihaona tamin’ny minisitry ny Fitsarana vaovao omaly tetsy Faravohitra ny Sendikan’ny Mpitsara Malagasy. Tapaka tamin’izany fihaonana izany fa hatsangana ny Comité de Reforme ary handrasan’ny SMM ihany koa ny circulaire avy  amin’ny minisitera hampiharana ireo fitakian’izy ireo.