SMMC Toamasina : mitaky ny zoany ireo mpibata entana ao amin’ny orinasa

0

Miteraka savorovoro any Toamasina ny fampiatoana amin’ny asany ireo dokera maro tao amin’ny   Société de Manutention des Marchandises Conventionnelles ao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina. Mitaky ny zo feno amin’ny maha mpiasa ara-dalàna azy ireo, ireo natsahatra tamin’ny asany.