Accueil Société Soanierana Ivongo : vita ny tohadrano hanondraka velaran-tany 50 ha

Soanierana Ivongo : vita ny tohadrano hanondraka velaran-tany 50 ha

0
Soanierana Ivongo : vita ny tohadrano hanondraka velaran-tany 50 ha

Vita soa aman-tsara ilay toha-drano izay afaka manondraka tanimbary 50ha ao Soanierana Ivongo, hanampy amin’ny fanatsara ny voka-bary any an-toerana ny fahavitan’ity fotodrafitrasa ity.