Sokatra angonoka : foana ny eto Madagasikara nohon’ny fanondranana an-tsokosoko

0

Manomboka foana tanteraka ny sokatra angonoka eto Madagasikara. Antony , ny fanondranana an-tsokosoko azy ireny izay tsy mitsaha-mitombo. Mampigadra 2 hatramin’ny 10 taona ny fanondranana angonoka tsy ara-dalàna. Ho tsaraina anio ny olona 4 saika hanondrana Angonoka ny 2 Martsa lasa teo.