Solombavambahoaka Befandriana Avaratra : mitaky ny ampiharana ny lalàna amin’ny rehetra

0

Mitaky ny hampiharana ny lalàna amin’ny olona rehetra, na sivily na ireo mpitandro ny filaminana ny solombavambahoaka Lyliette René de Roland mikasika ny raharaha ao Befandriana Avaratra. Eo ihany koa ny hanokafana fanadihadiana momba ny haitrano ka hampafantarina ny vahoaka izay tomponantoka tamin’izany.