Solombavambahoaka ho an’ny fanovàna : maro no tsy hiditra anatin’ny governemanta vaovao

0

Tsy hiditra handrafitra ny governemanta ny ampahan’ny solombavambahoaka ho an’ny fanovàna araka ny nambaran’i RAZAFIMANANTSOA Hanitra, omaly teny amin’ny kianjan’ny 13 mayi. Nanamafy ihany koa ny solombavambahoaka ho an’ny fanovàna ny tokony hanarahana ny didy navoakan’ny HCC.