Solombavambahoaka ho an’ny fanovana : minisitera maro no nakatona

0

Ministera sy biraom-panjakana maro no nakaton’ny solombavambahoaka ho an’ny fanovana sy ireo vahoaka. Nivoaka nanatevin-daharana ny tolona ireo mpiasam-panjakana, tsy manaiky ny teritery sy ny ramatahora ataon’ireo lehibeny.