Solombavambahoaka ho an’ny fanovana : nanatitra fitoriana teny amin’ny fitsarana Anosy

0

Tontosa omaly ny fanaterana ny taratasy fitoriana ireo izay nitifitra sy ny naniraka azy teny amin’ny lapan’ny fitsarana Anosy.