Solombavambahoaka – Malagasy Miara Miainga : vonona hijoro hatramin’ny farany ho an’ny vahoaka

0

Ny fametram-pialan’ny filohampirenena no tanjona ary tsy mihemotra ireo solombavambahoakan’ny fanovana raha tsy tratra izany hoy ny fanehoankevitry ny solombavambahoaka lany tamin’ny antoko Malagasy Miara Miainga tao Manandriana Fianarantsoa. Tsy hivadika amin’ny vahoaka ireo solombavambahoakan’ny fanovana raha ny fanazavana hatrany.