Solombavambahoaka nivadika ho HVM : tsy nihaino ny feon’ireo nifidy azy

0

Nampiseho ny heriny ny vola teny amin’ny Paon d’or Ivato. Nifemezivezy teny an-toerana ireo mpikambana teo anivon’ny governemanta hatramin’ny Praiminisitra lehiben’ny governemanta, nitady ny fomba rehetra ampandaniana ny lalàna mifehy ny fifidianana.