Solombavambahoakan’ny fanovana : ho eny amin’ny fitsarana Anosy sy HCC Ambohidahy androany

0

Fintin’ny tontolo andro omaly teny amin’ny lapan’ny tanàna Analakely sy ny fandraisam-pitenenan’ireo solombavambahoaka fa ho eny amin’ny lapan’ny fitsarana Anosy izy ireo sy ny fianakavian’ny manam-pahoriana hitory ireo izay nandatsa-drà ary ho eny amin’ny fitsarana avo momban’ny lalampanorenena ihany koa.