« Sondage Politique » : nosakanana tamin’ny ora farany ny famoahana ny vokatra

0

Nosakanana tamin’ny ora farany ny famoahana ny vokatry ny « Sondage Politique » nokarakarain’ny FES. Mety hiteraka korontana mialohan’ny fotoan’ny fampielezan-kevitra sy mandritra ny fifidiana izany raha ny fanazavana. Fomba fanao izay nanaitra ny be sy ny maro amin’ny maha tany Demokratika an’i Madagasikara.