Accueil Société Sosialim-bahoaka : hiverina manomboka ny alarobia ho avy izao ny fizarana

Sosialim-bahoaka : hiverina manomboka ny alarobia ho avy izao ny fizarana

0
Sosialim-bahoaka : hiverina manomboka ny alarobia ho avy izao ny fizarana

Hiverina manomboka ny alarobia izao ny fizarana ny « Sosialim-bahoaka » eto Antananarivo renivohitra sy ny manodidina, taorain’ny fiatoana noho ny fandaminana sy ny fanatsarana natao. Na eo aza izany, mitohy hatrany ny fitetezana tokan-trano sy ny fanaovana « Digitalisation » ny lisitry ny mponina.