SSM : manaraka akaiky ny fitoriana napetraka teny amin’ny Bianco

0

Afaka 2 herinandro no ho fantatra ny ampahany amin’ny valin’ny fitoriana napetraky ny solidarité syndicale de Madagascar teny anivon’ny Bianco. Izay no isan’ny nivoitra nandritra ny fihaonana teo amin’ny roa tonta ny marainan’ny Zoma faha-13 jolay lasa teo teny amin’ny Bianco Ambohibao.