Suivi Ambohibary

0

Tsy ara-dalàna ny fanorenana atao amin’ny manamorona ny lakan-dranon’Andriantany, eo ambohibary Antanimena hoy ny Apipa sy ny Kaominina Antananarivo renivohitra. Miantso ny fandraisan’andraikitra aingana ny vahoaka eny amin’ny manodidina ity fotodrafitr’asa ity.