Suivi ANR MahajangaAndry RAJOELINA : tsy miova ny fampanantenana nataony ho an’ny vahoakan’i Mahajanga

0

Nakotrokotroka tanteraka ny renivohitr’i Mahajanga nandritra ny fandalovan’ny kandidà Andry RAJOELINA tany an-toerana omaly. Ny vahoakan’i Mahajanga izay efa nametraka ny fitokisany amin’ity kandidà ity hatramin’izay. Tsy hadinon’i Andry RAJOELINA izay nanamafy ny velirano izay efa nataony amin’ny fampandrosoana an’i faritra ity.