Tabataba : naneho ny marariny tamin’ny alalan’ny kiririoka isankarazany ny vahoaka.

0

Tao anatin’ny ora iray no nampahafatarin’ny vahoaka ny marariny izay iainany isanandro omaly. Tamin’ny alalan’ny kiririoka , klaxon , sifflet ary ny fanampoahina sarombilany no nanehoana izany. Mijaly ny vahoaka ary mila fiovana hoy ny fanazavana .