Tafika anabakabaka : mpanamory 3 no notolorana mari-pahaizana

0

Mpanamory fiaramanidina Malagasy avy amin’ny tafika Malagasy no notolorana maripahaizana na « diplome de qualification AS 350 B2 » teny amin’ny tony miaramila BANI Ivato. Izany no natao ho famerenana ny hasin’ny tafika anabakabaka raha ny fanazavana azo.