Accueil Economie Tahirin-kazo tsotra : afaka mitatitra ireo nahazo fahazoan-dalàna ara-dalàna

Tahirin-kazo tsotra : afaka mitatitra ireo nahazo fahazoan-dalàna ara-dalàna

0
Tahirin-kazo tsotra : afaka mitatitra ireo nahazo fahazoan-dalàna ara-dalàna

Faritra 05 amin’izao fotoana no afaka mamoaka ireo tahirin-kazo tsotra, tapaka talohan’ny Janoary 2019. Tsy mbola misy kosa ny fahafahana manetsika ireo hazo sarobidy eto amintsika, eo am-piandrasana ny fifampiraharahana amin’ny CITES, sy ny fametrahana ny Système de traçabilité.