Tale jeneraly vaovaon’ny Bianco : 60 mahery ireo nametraka antontan-taratasy

0

Maherin’ny 60 ireo antontan-taratasy voaray ho an’ny fanendrena izay ho tale jeneraly vaovaon’ny bianco na Birao mahaleotena miady amin’ny kolikoly. Nitombo io isa io raha oharina amin’ny antontan-taratasy voaray na « Dépôt de candidature » ny taona 2014. Omaly kosa no nifarana ny fandraisana izany.