Talen’ny orinasa Jirama: Miisa 10 ireo kandida

0

Ny vahoaka no mibaby ny tsy fahaiza-mitantan’ny tomponandraikitra eo anivon’ny Jirama  raha ny voalazan’ny mpahay toekarena iray. Olana eo amin’ny fitantanana fototra  izay tsy ahitam-bokatra no sakana  hatrizay, tsy ahafahana mitondra vahaolana eo anivon’ity orinasa ity. Miisa 10 hatreto ireo atontan-taratasy voaray ho eo amin’ny toeran’ny  tale jeneralin’ny orinasa Jirama.