Tana-Masoandro : tetikasa takian’ny fampandrosoana

0

Tetikasa isan’ny takian’ny fampandrosoana an’i Madagasikara ny tetikasa tanà Masoandro hoy ny fanehoan-kevitry ny vondrona maro an’isa eny anivon’ny antenimierampirenena. Ny marimaritra iraisana ahafahana miroso amin’izany no tokony imasoan’ny tsirairay hoy hatrany ny fanazavana.