Tanin’ny ARTEC mirefy 1,8 ha : nisy nivarotra an-tsokosoko

0

Nisy nivarotra an-tsokosoko ny tanin’ny ARTEC eny Alarobia mirefy 1,8ha araka ny fidinana ifotony nataon’ny minisity ny paositra sy ny fidandraisan-davitra teny an-toerana androany. Hisy ny fandraisana fepetra, ahafahana mamerina ny tany ho an’ny fanjakana raha ny fanazavana.