Tanin’ny ministeran’ny fambolena eny Ambatobe : namidy tamin’ny vahiny?

0

Namidina tomponandraikitra eo anivon’ny ministeran’ny fambolena tamin’ny vahiny ny toerana fanaovan’ireo mpianatra ho injeniera pratika eny Ambatobe raha ny fijoroana vavolombelona nataon’ny mpiasa. Tamin’ny 2017 no lafo ary hiroso amin’ny fanorenana ireo vahiny raha ny fanazavana.