Accueil Faits divers Taolagnaro : saron’ny Zandary ireo mpaka an-keriny zaza Varira

Taolagnaro : saron’ny Zandary ireo mpaka an-keriny zaza Varira

0
Taolagnaro : saron’ny Zandary ireo mpaka an-keriny zaza Varira

Olona 04 no saron’ny Zandary niaraka tamin’ilay zaza varira nalaina an-keriny tao Emalio, Kaominina Manambaro, Taolagnaro. Taorian’ny fifampitifirana teo amin’ny mpitandro filaminana sy ireo mpaka an-keriny, lavon’ny balan’ny zandary ny iray, ny faharoa voasambo-belona ary ny 02 hafa tafatsoaka ary mbola karohina hatramin’izao.