Taom-baovao malagasy : Miteraka olana hatrany ny fotoana ankalazana azy.

0

Notanterahina omaly ny fakan-kevitra sy fampianarana momba ny fanisana andro amin’ny tetiandro malagasy izay natao teny amin’ny tranom-bokim-pirenena Anosy. Tsy mbola voafaritra hatreto ny andro ankalazana ny taom-baovao malagasy.