Accueil Société Taom-pianarana 2020-2021 : miroso amin’ny tapany faharoa ny fandaharam-pianarana

Taom-pianarana 2020-2021 : miroso amin’ny tapany faharoa ny fandaharam-pianarana

0
Taom-pianarana 2020-2021 : miroso amin’ny tapany faharoa ny fandaharam-pianarana

Maro amin’ireo sekoly eto Antananarivo sy any amin’ny faritra no miroso amin’ny tapany faharoa amin’ny fandaharam-pianarana taona 2020- 2021. Nisy fiatraikany tamin’ny fampinarana ny fametrahana lamina tamin’ny tapany voalohany noho ny valan’aretina saingy tsy maintsy vitaina avokoa ny fandraharam-pianarana raha ny fanazavan’ireo tompon’andraikitra.