Accueil Société Taona 2019 : maro ny ezaka mampiseho ny fanatanterahana ny velirano

Taona 2019 : maro ny ezaka mampiseho ny fanatanterahana ny velirano

0
Taona 2019 : maro ny ezaka mampiseho ny fanatanterahana ny velirano

Be ny zavabita saingy maro ny asa miandry. Izay raha fintinina ny fanehoan-kevitry ny mpandinika ny fiarahamonina mahakasika ny tomban’ezaky ny asan’ny fitondram-panjakana ny taona 2019. Raha isany sehatra nahitana fivoarana ny fandriampahalemana, ny fotodrafitrasa sy ny fifandraisana iraisam-pirenena, tokony ho jerena manokana ny sosialim-bahoaka hoy ny olompirenena nanaovana fanadihadiana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici