Taova-kena : manomboka 200 Ar dia efa mahazo

0

Lafim-baovao hafa tanteraka indray kosa, manomboka amin’ny 200 ariary dia efa mahazo taovan-kena eny amin’ny tsenan’Isotry. Tsy vitsy ireo mpanjifa no misafidy manokana ny taova-kena eny an-tsena noho izy mora vidy.