Tatitry ny FMI : mila ahena ny famoaham-bolam-panjakana

0

Hahena ny famoahambolam-panjakana makany amin’ny orinasa jirama sy air madagasikara amin’ny taona 2018 raha ny nambaran’ny iraky ny tahirimbola iraisampirenena teto amintsika. Mila fehezina ny fandaniana ary ampiakarina ny vola miditra amin’ny kitapombolam-panjakana amin’ny alalan’ny fampiasambola.