Accueil Politique Tatitry ny Vondrona Eropeana sy Afrikana : tsy tokony hisy fandavana ny voka-pifidianana

Tatitry ny Vondrona Eropeana sy Afrikana : tsy tokony hisy fandavana ny voka-pifidianana

0
Tatitry ny Vondrona Eropeana sy Afrikana : tsy tokony hisy fandavana ny voka-pifidianana

Nilamina amin’ny ankapobeny ny fifidianana fihodinana faharoa raha ny tatitry ny fanarahamaso nataon’ny vondrona Eropeana sy ny Afrikana teto Madagasikara. Tsy maripototra ny fanelezana tsaho momba ny fanotona karapanondro lazaina hosoka sy fahaverezana bileta tokana tena Ambohipo raha ny fanazavana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici