Accueil Société Taxi-bicyclette : isan’ny asa niforona vokatry ny krizy ara-pahasalamana

Taxi-bicyclette : isan’ny asa niforona vokatry ny krizy ara-pahasalamana

0
Taxi-bicyclette : isan’ny asa niforona vokatry ny krizy ara-pahasalamana

Isan’ny asa iray niforona teto an-drenivohitra vokatry ny krizy ara-pahasalamana ireo Taxi-bicyclette mampitohy an’Anosibe Anosizato hatrany amin’ny Kaominina Ampitatafika. Manodidina ny 180 amin’izao ankehitriny ireo lehilahy manao ity asa ity ary 1 000 Ariary ny saran-dalana.