Tchad : nahazom-bokatra tsara ny CVO avy aty Madagasikara

0

Nahazom-bokatra tsara amin’ny fitsaboana ny valan’aretina Coronavirus ny covid organics
tany Tchad ka niverina naka indray izy ireo tamin’ity androany ity teny amin’ny seranam-
piaramanidina Ivato. HIsy ny fiaraha-miasa eo amin’ny firenena roa tonta amin’ilay
« troisième protocole », ny fampiasana ny injection.