Teratany vahiny mivezivezy eto Antananarivo : hanorim-ponenana eto Madagasikara ?

0

Teratany vahiny maro amin’izao fotoana izao no mivezivezy eto Antananarivo renivohitra. Teratany vahiny izay azo heverina hanorim-ponenana eto Madagasikra raha ny loharanom-baovao voaray. Manodidina ny 80 izy ireo amin’izao fotoana izao raha ny antontan’isa.