Tetezamita : kisary roa samihafa no voizina etsy sy eroa amin’izao fotoana

0

Noho ny ireo zava-misy ka miteraka ahiahy sy fisalasalana ny amin’ny hisian’ny fifidianana Filoham-pirenena amin’ity taona ity na tsia, kisary 02 samihafa no mandehandeha sy voizina eny amin’ireo sehatra samihafa ankehitriny, ka nahazoan’ny mpanao gazety dika mitovy taorian’ny fikarohana sy fanamarinana natao.