Accueil Faits divers Tetezan’Anosizato : tovolahy iray nitsoraka avy eny ambony

Tetezan’Anosizato : tovolahy iray nitsoraka avy eny ambony

0
Tetezan’Anosizato : tovolahy iray nitsoraka avy eny  ambony

Tovolahy iray no fantatra, fa nitsoraka avy eny amin’ny tetezan’Anosizato, ny maraina teo. Nandritra ny fandalovan’ny mpanao gazety teny an-toerana, mbola an-dalam-pikarohana ilay tovolahy fantatra fa namono tena ireo mpamonjy voina. Hatramin’izao mbola tsy hita na maty navelona ity tovolahy ity.