Accueil Economie Teti-bolam-panjakana : hampihatra ny  mangarahara, 3 taona aty aoriana

Teti-bolam-panjakana : hampihatra ny  mangarahara, 3 taona aty aoriana

0
Teti-bolam-panjakana : hampihatra ny  mangarahara, 3 taona aty aoriana

3 taona aty aorian’ny nitantanana ny firenena, tapa-kevitra ny hiditra amin’ny sehatry ny mangarahara ny fanjakana. Ho atao mangarahara manomboka amin’ny famolavolana hatramin’ny fanatanterahana ny teti-bolam-panjakana manomboka izao.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici