Tetibola ifandrimbonana : ohatra mahomby amin’ny fampandrosoana ifotony

0

Nahitana fahombiazana ny fampiharana ny tetibola ifandrimbonana atao eny anivon’ny kaominina ahafahana manao asa fampandrosoana. Kaominina 121 ny kaominina mampihatra io fomba fiasa io ary miparitaka amin’ny kaominina maro. Mandray anjara amin’io avokoa hatramin’ny olom-pirenena eny anivon’ny fokontany raha ny fanazavana.