Accueil Société Tetikasa MIHARY : maro ireo efa nahita tombontsoa

Tetikasa MIHARY : maro ireo efa nahita tombontsoa

0
Tetikasa MIHARY : maro ireo efa nahita tombontsoa

Nandray anjara tamin’ny famelabelaran-kevitra izay no tanterahina nandritra ny hetsika nokarakarain’ny FIOVA na fivondronan’ireo orinasa ao Vakinakaratra ny tetikasa Mihary ny asabotsy lasa teo . Tanjon’ny tetikasa Mihary ny fahafahan’ireo manana fahasembanana mandray anjara amin’ny fampandrosoana ny firenena.