Tetikasa TATOM : mandray anjara ny governemanta Japonais

0

Ny governemanta Japonais no isan’ny misantatra amin’ny famatsiam-bolan’ny tetikasa TATOM. Taorian’ny fifanaovantsonia notanterahana tany Japon, ho fanatsarana ny tetezan’i Mangoro sy Antsapazana amin’ny lalam-pirenena faha-2, nisy androany ny fifanaovan-tsonia notanterahan’ny solontenam-panjakana sy ny JICA mikasika izay fanamboarana izay. Fanadihadiana.