Accueil Société Tetikasan’ny Filoham-pirenena: takian’ny komina ny hanajanonana ny fanorenana tobim-piantsonana eny Andohatapenaka.

Tetikasan’ny Filoham-pirenena: takian’ny komina ny hanajanonana ny fanorenana tobim-piantsonana eny Andohatapenaka.

0
Tetikasan’ny Filoham-pirenena: takian’ny komina ny hanajanonana ny fanorenana tobim-piantsonana eny Andohatapenaka.

Takian’ny tomponandraikitra eo anivon’ny komina Antananarivo Renivohitra ny hanajanonana ny fananganana ny toby fiantsonana eny Andohatapenaka izay tafiditra anatin’ny tetikasan’ny filoham-pirenena. Tsy mifanaraka amin’ny lalàna mipetraka ny fanorenana eny an-toerana raha ny fanazavana ary tokony hajaina ny lalàna velona. Tokony ho ravana ihany koa ireo fanorenana tsy manara-dalàna rehetra raha ny fanazavana.

 

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici