TIM – CUA : Hitory ny Prefektioran’ny polisy sy ny  CIRGN Analamanga

0

Nampiantso mpanao gazety taorian’ny hetsika fankalazana ny faha 15 taonan’ny antoko ny filohan’ny antoko TIM, hitory ny PREFET DE POLICE sy ny CIRGN noho ny tsy famelani’izy ireo ny fankalazana ny 15 taona ny antoko.