Toamasina : hanomboka ny fanambaoarana fotodrafitr’asa maro

0

Foto-drafitr’asa maromaro no hanomboka ny fanambaoarana azy ao toamasina. Ankoatran’ny lalana , hitohy ihany koa ny famitana ny kianja manara-penitra stadium ao Mangarano.